|
|
|
|

Index

Proverbs : lasiray

Proverb 1Aoka ny akohon-jaza, fa ny voron-dasiray atao. [2.653 #280, 2.415 #2276, 2.558 #329]
French translationLaissez la poule de l' enfant et servez le canard de six sous. [2.415 #2276]
French interpretationNe soyez pas chiche. [2.415 #2276]

Proverb 2Ataonao ho manana inona aho no angatahanao lasiray fahavaratra ? [2.415 #2487]
French translationVous me croyez donc bien riche que vous me demandez six sous en été au moment où les provisions sont épuisées? [2.415 #2487]
French interpretationRéponse à un quémandeur. [2.415 #2487]

Proverb 3Aza manao kirobo am-pananiana, lasiventy am-panenomana, lasiray am-pivarotana : vita vao maty antoka. [2.653]
Aza manao kirobo am-pananiana, lasiventy am-panenonana, fa lasiray am-pivarotana. [2.558 #533]

Proverb 4Aza mandoa lasiray raha voa famaky. [2.165 #1693, 2.415 #5981]
Aza mandoa lasiray raha voan' ny famaky. [2.558 #666]
French translationNe payez pas encore trente centimes quand on vous a donné un coup de hache. [2.415 #5981, 2.165]
French interpretationC' est vous qui devriez recevoir une compensation! [2.165]
Exigez un dédommagement. [2.415 #5981]

Proverb 5Lany va ny arosy ka ny takatra no omen-dasiray ? [2.558 #1745]
Lany va ny arosy, no ny takatra no omen-dasiray ? [2.653 #1334]

Proverb 6Tsy mahafoy lasiray hamidy takotra ka manta vary. [1.1]
Tsy mahafoy ny hamidy takotra, ka sendra ny manta mohaka. [2.558 #4510]
Tsy mahafoy vola hamidy takotra, ka manta vary. [2.165 #607, 2.415 #2334]
Malagasy interpretationTsy mahafoy zavatra kely toy inona, ka very soa lehibe nety ho azo tamin' io. [1.1]
French translationCelui qui ne veut pas dépenser de l' argent pour acheter un couvercle de marmite mange du riz mal cuit. [2.415 #2334]
Qui ne veut pas dépenser de l' argent pour acheter un couvercle de marmite, mange du riz mal cuit. [2.165]

Proverb 7Tsy mety raha ny voa famaky indray no mandoa lasiray. [2.415 #3374, 2.653 #3481]
Tsy mety raha ny voan' ny famaky kosa no handoa lasiray. [2.558 #4667]
French translationIl ne convient pas que celui qui reçoit le coup de hache et perd son procès, paie encore six sous pour les frais. [2.415]

Index