|
|
|
|

Entry1  vita
Part of speech  2  participle
Explanations in Malagasy  3  Efa, tontosa: Vita daholo ity ny asa vao mba tonga ianao
4  Natao: Farafara vitako io fa tsy novidiko akory
5  Azo atao: Vitako io fa aza matahotra ianao
6  Tapitra: Vita ny trosanao izao ka aza manelingelina ahy intsony
7  Tapaka, voafarana: Vita izay ny fanekena
8  Maty, jingy: Notorahan' Ikoto indray mandeha mania ilay fodilahy dia vita terỳ [1.1]
Explanations in English  9  completed, finished; dead: tsy vita tsy ifanakonana (it takes cooperation to do the job) [1.7]
Explanations in French  10  fait, accompli, terminé; mort: tsy vita tsy ifanakonana (il faut travailler ensemble pour le faire) [1.8]
Examples  11  vita ilay lakana [2.606#188]
12  Ho vitako ve izany? [2.4]
13  ny zava-bitan-dRalaimongo [2.472#193]
14  Tao tiana ho fantatra fa izao no atao hoe Vazaha, izao no zava-bitany [2.472#224]
Morphology 
15  Prefixed :
16  Present :
17  Past :
18  Future :
Derivatives 
19  Active verbs :
20  Passive verbs :
21  Relative verbs :
22  Names :
23  Adjectives :
24  unkLabel:5av: :
Compound words 
Titles 
Proverbs  32  Proverbs containing the word vita

Anagrams  33  tiva, vita

Updated on 2023/08/11