|
|
|
|

Entry1  sendra
Part of speech  2  adjective or adverb
Explanations in Malagasy  3  tsitointoina, tointoina tsy nampoizina: Sendra nahita ny zandrinao aho anikeheo
4  mifanena tsy nampoizina: Sendra an-drainao tany an-tsena aho [1.1]
Explanations in English  5  incidental, occurring accidentally, happenning [1.2#596]
6  occuring by chance [1.7]
Explanations in French  7  par hasard, accidentellement, au moment où [1.3#598]
8  qui rencontre par hasard: Sendra nifanena taminy teny an-dàlana aho (Je l’ai rencontré par hasard sur la route) ~ Ilay sendra nihinana iny izahay no tonga izy (Il est arrivé juste au moment où nous mangions) ~ Sendra azy teny an-tsena aho (Je l’ai rencontré par hasard au marché) [1.3]
9  qui arrive ou se passe par hasard [1.8]
Examples  10  Aza mba sendra izay vehivavy! [2.528#]
11  Nitady toko aho ka sendra vato. [1.281#]
12  sendra narary aho tamy ny izao. [2.59#]
Derivatives 
13  Relative verbs :
14  Names :
15  Adjectives :
Synonyms  16  sendrasendra
Analogs  17  tojo, sehatra, tohatra
Compound words 

Anagrams  20  sandré, sendra

Updated on 2021/08/03