Entry (1/6) | 1 voa- |
Part of speech | 2 morphological form of voatra |
Entry (2/6) | 3 voa~ |
Part of speech | 4 prefix |
Explanations in Malagasy |
5 Tovona fanaovana matoantenin'ny iharana milaza vokatra efa azo: Voavory, voateny. (Marihina fa tahaka ny amin' ireo tovona rehetra vaninteny roa, toy ny tafa, maha, dia latsaka ny a amin' ny voa eo alohan' ny fototeny manomboka amin' ny a: Voarina (fa tsy voaarina) -- (ampitahao amin' ny tafarina, maharina) [1.1] |
Explanations in English |
6 Prefix used to form passives verbs of completed action, as: voavela (vela): forgiven [1.7] |
Explanations in French |
7 Le préfixe voa- indique une action complètement subie, venue de l'extérieur: voavory tamin'ny valo ny mpianatra (les élèves ont été rassemblés à huit heures)(cela suppose que quelqu'un les a rassemblés) 8 le passif à préfixe voa- s'obtient en préfixant à quelques racines primaires le mot voa-, dont l'a ne s'élide que devant un autre a: voa-avotra = voavotra, voa-endy = voaendy, voa-ilika = voailika, voa-ova = voaova, voa-tapaka = voatapaka [1.12] 9 Préfixe de verbes passifs qui indiquent une action accomplie; ex.: voavela (vela), à qui on a pardonné [1.8] 10 Le préfixe /voa/ semble avoir la même origine que le radical verbal voa. Il est affixé à des radicaux nominaux et parfois des radicaux verbaux. Lorsque le radical commence par /a/, il n'y a pas contraction avec le /a/ du préfixe, du moins dans l'usage écrit, car, pratiquement, dans l'usage parlé, lorsque d'une façon générale le radical commence par une voyelle, on obtient auditivement l'impression d'une élision du /a/ final du préfixe [1.489#I.81] 11 Le préfixe est articulé /va/ dans certains parlers (observé en Tsimihety, en Antaisaka) ou /vo/ (observé en Antaisaka) [1.489#II.23] 12 Préfixe verbal qui marque le participe passé passif ; c'est-à-dire une action qu'on a reçue, qu'on a subie. Exemple : voakapoka (de kapoka : coups) qui a été frappé, qui a reçu des coups ; voavoaka (de voaka : sortie) : qu'on a chassé, qu'on a fait sortir. [1.196] |
Morphology |
|
Entry (3/6) | 16 voa |
Part of speech | 17 participle |
Explanations in Malagasy |
18 Tratra: Voan' ny vato ilay fody ka dangy 19 Azo: Voan' ny sery aho izany 20 Simba, voaloto...: Voan' ny fotaka ny akanjoko 21 Iharam-pahavoazana, iharan-doza: Voa mafy aho fa maty ny raiko 22 Maty antoka, maty loka...: Diso fotoana aho ka voa terỳ ~ Voa tamin' ny varotra nataoko aho 23 Resy: Voan-dRakoto izy tamin' ny fifaninanana 24 Hay: Tsy voako ilay marika natao tamin' ny fanadinana [1.1] |
Explanations in English |
25 struck, hit; wounded [1.7] |
Explanations in French |
26 atteint [1.8, 1.489#I.81, 1.196] 27 frappé [1.8, 1.489#I.81] 28 touché [1.489#I.81, 1.196] 29 blessé [1.8, 1.196] 30 pris [1.489#I.81, 1.196] 31 capturé 32 au sens figuré : déshonoré, taché, etc. [1.196] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Analogs | 39 tratra, midradraka, mikidradraka, mibabaka, miboiboy40 voa daholo, lany ringana, lany ripaka, lany tamingana, tsy nisy niangana, lambam-bary, raraka ompana |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Proverbs | 46 Proverbs containing the word voa |
Entry (4/6) | 47 voa |
Part of speech | 48 noun |
Explanations in Malagasy |
49 Organa kely boribory ao anatin' ny voankazo, izay mety mitsimoka raha ambolena, ka tonga zavamaniry hafa indray mitovy karazana amin' ilay niaviany: Nividy voan-daisoa izy hamboleny 50 Enti-milaza ny voankazo raha kelikely madinika: Voam-boaloboka 51 Enti-milaza koa rehefa mety ho zavatra boribory kely: Voan-tsapile [1.1] |
Explanations in English |
52 fruit; seed grain [1.7] |
Explanations in French |
53 fruit; graine [1.8] 54 Dans toute l'île : fruit ou graine. Quand le fruit et la graine sont confondus, comme dans le caryopse du riz, le mot s'applique à leur ensemble. Si les graines peuvent être distinguées, comme les petits pois, voa s'applique au fruit et on appelle la graine voakely ou voananatiny, « fruit de l'intérieur ». Cette racine donne de nombreux dérivés. De très nombreux noms de plantes commencent par voa. Par exemple : voabana, « fruit de bana », aubergine, désigne tantôt le fruit ou aubergine, tantôt la plante qui le produit. [1.196] |
Vocabulary |
55 Botany: (in general) |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Proverbs | 74 Proverbs containing the word voa |
Article |
75 Randzavola: voa ao amin' ny Baiboly |
Entry (5/6) | 76 voa |
Part of speech | 77 noun |
Explanations in Malagasy |
78 Organa roa mitovy, menamena, eo an-dany roan' ny hazondamosina, izay iforonan' ny fivalanandrano avy amin' ny fandiovany ny ra amin' ny loto rehetra nentin' ny ra ombieny ombieny amin' ny lalana nalehany. [1.1] |
Explanations in English |
79 kidneys [1.7] |
Explanations in French |
80 rein, rognons [1.8] |
Vocabulary |
81 Biology |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Entry (6/6) | 84 voa |
Part of speech | 85 noun |
Explanations in Malagasy |
86 tevika (aretina) [Tanosy]
[1.78] |
Vocabulary |
87 Health |
Anagrams | 88 avo, ova, vao, voa-, voa~, avo, ova, vao, voa-, voa~ |
Updated on 2023/11/24 |