Entry | 1 fivarotana |
Root | 2 varotra |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fanakalozana vola ny zavatra, fandrantoana, firantoana: Ilana fahaizana ny fivarotana fa tsy ataotaofoana akory 5 Toerana anaovana varotra: Itsy andrefana itsy ny fivarotan' i dadatoa [1.1] |
Explanations in English |
6 the act of selling; a shop [1.7] |
Explanations in French |
7 action de vendre, commerce; magasin de vente [1.8] |
Vocabulary |
8 Economy: trade |
Morphology |
|
Compound words |
|
Anagrams | 12 fivarotana, voatrifana |
Updated on 2023/08/11 |