|
|
|
|

Entry1  zazahova
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Anarana nomena ny Hova na ny Andriana izay lasa babo tamin' ny ady an-trano maro fahizay ka tonga andevon' ny mpanjaka, na ireo verin-trosa na meloka tamin' ny fanjakana ka noverezin-jo
Examples  4  [2.69#] Mangataka arahaba, toa zazahova.
5  [2.508#] Raha zazahova izy taloha ka andriana ny razany dia miverina amin' ny fiandrianany izy.
Vocabulary  6  Sociology
Elementary words  7  zaza, hova
Compound words 
Proverbs  9  Proverbs containing the word zazahova

Anagrams  10  vazahazo, zazahova

Updated on 2025/01/21