|
|
|
|

Entry1  zazavao
Elementary words  2  zaza, vao
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] olona vao miana-draharaha, mpanavao: Mbola zaza vao amin' ny raharahany izy
ireo tovolahy vao nantsoina ho miaramila, ho ambany faneva
Explanations in English  5  [1.7] a new recruit; a new trainee
Explanations in French  6  [1.8] recrue; apprenti sans expérience
Examples  7  [4.27#] Izany hoe, fironana ankehitriny ny fanoloana ny tafika zazavao amin' ny tafika tena matihanina.
8  [2.472#] Nandritra ny roa volana, nanaraka ny fianarana ady ankapobeny I Feno, sahala amin' ireo zazavao namany rehetra.

Updated on 2025/02/07