Entry | 1 ambin-jaza |
Elementary words | 2 amby, zaza |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 zaza teraka taorian' ny nizarana ny fananana amin' ireo zokiny talohany 5 Izay tsy tiana amin' ny zanaka rehetra ao an-trano, zaza iangarana [1.1] |
Explanations in English |
6 A child less loved by the family than the other children. [1.2] |
Explanations in French |
7 enfant qui nait après le partage des biens entre ses ainés; le moins aimé, le moins favorisé des enfants [1.3] |
Updated on 2023/04/20 |