|
|
|
|

Entry1  zaza kamboty
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] zaza maty ray sy reny
Examples  4  [2.59#] Dia mamaky ny raharaha efa vita tamy ny volana lasa sy mampiseho izay toko ho mety amy ny fahazoana vola hamelomana ireo zazakamboty ireo.
Elementary words  5  zaza, kamboty
Analogs  6  zazakambotyila
Compound words 

Updated on 2024/12/12