Entry | 1 zaza natsangana |
Elementary words | 2 zaza, atsangana |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 zaza nosoratana tamin' ny fanjakana na "natsangana" teo anatrehan' ny fokonolona fahiny ka nolazaina fa hatao toy ny zanaka nateraka mihitsy, tezaina ary mahazo mandova ny fananana [1.1] |
Updated on 2023/06/26 |