|
|
|
|

Entry1  zazavavy
Elementary words  2  zaza, vavy
Part of speech  3  noun
Explanations in French  4  petite fille [1.3]
Examples  5  Somary nientan-kafaliana ity zazavavy. [2.895#]
6  Dia ravahana izay zazavavy tsara tarehy. [1.437#]
7  Tsy fantatro akory izany zazavavy izany. [2.928#]
8  Fantatro avy hatrany fa vahiny ilay zazavavy. [2.4]
9  Mahasosotra izany mifanakalo lamba tamin' iny zazavavy iny. [2.499]
Morphology 
10  Simple :
11  Prefixed :
Compound words 
Titles 

Updated on 2023/07/26