|
|
|
|

Entry1  teraka
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Vao nivoaka ny kibon-dreniny ka manomboka miaina eto an-tany: Vao teraka, hono, io zaza io dia nitsiky
4  Latsaka antany, foy (raha atodim-borona no lazaina)
5  Nandatsaka zaza avy ao an-kibo: Teraka halina Ramatoa Rasoa
6  Miseho, mitranga: Vao teraka io lamaody io, dia nanao akanjo manasa-pe daholo ny sakam-bavy rehetra / Teraka ny volana [1.1]
Explanations in English  7  delivered of a child
8  born [1.7]
Explanations in French  9  né [1.3, 1.8]
10  qui a enfanté, accouché
11  qui a produit des feuilles, des fleurs, fruits [1.3]
12  qui a mis au monde un enfant
13  qui vient de mettre bas [1.8]
14  (racine verbale) Veut dire enfanter (pour les femmes), mettre bas (pour les animaux) mais pour les plantes signifie produire des fleurs, des fruits, des bulbilles, des rejets. [1.196]
15  né [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Examples  16  ny mponina tera-tany anefa vitsy [2.366#18]
17  fa izahay anie terak' ombi-manga [2.69#229]
18  hianao no teraky ny volana, zafin' ny masoandro [2.606#182]
19  Tsy nisy fahafatesana teo amin' ny velona, fa tsy mbola teraka ny Ota [2.5]
Vocabulary  20  Biology
21  Zoology: (in general)
22  Botany: (in general)
Morphology 
23  Simple :
Derivatives 
24  Active verbs :
25  Passive verbs :
26  Relative verbs :
27  Names :
28  Adjectives :
Compound words 
Phytonyms 
Proverbs  36  Proverbs containing the word teraka

Anagrams  37  atrake, atreka, etraka, karate, raketa, retaka, teraka, treaka

Updated on 2023/06/20