|
|
|
|

Entry (1/3)1  foy
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Enti-milaza ny voronkely mivoaka avy ao amin' ny akoran' atody nisy azy, afaka tao anaty akorany: Foy androany ny atodin' Ikalamavo
4  Vaky, potsika (vay): Efa ho foy io vay io ka izany no nahatonga azy harary mafy
5  Mivoaka ny vava, mivoaka: Ny teny atody, hoy ny ohabolana, ka raha foy manana elatra
6  Famotsehana ny hao na ny parasy amin' ny hoho. [1.1]
Explanations in English  7  hatched
8  suppurated, drawn out, evacuated; burst out, as a shout
9  secret conversation becoming known [1.2]
Explanations in French  10  éclos [1.3, 1.82]
11  percé [1.3, 1.5]
12  divulgué [1.3, 1.5]
Derivatives 
13  Active verbs :
14  Passive verbs :
15  Relative verbs :
16  Names :
17  Adjectives :
Compound words 

Entry (2/3)19  foy
Part of speech  20  participle
Explanations in Malagasy  21  ilaozana, ialana [Taisaka] [1.78]
22  Omena an-tsitrapo: Foiko ho anao iny fa mahasoava [1.1]
Explanations in English  23  abandoned, given up [1.2, 1.7]
24  forsaken, deserted, despaired of. [1.2]
Explanations in French  25  abandonné [1.8, 1.5, 1.82]
Examples  26  ho velona ny fanjakana tsy ho foy ny razana [2.48]
27  Ny fahamarinako dia hazoniko mafy ka tsy ho foiko [2.996]
Morphology 
28  Present :
29  Past :
30  Future :
Derivatives 
31  Active verbs :
32  Passive verbs :
33  Relative verbs :
34  Names :
Compound words 

Entry (3/3)36  foy
Part of speech  37  passive verb
Explanations in French  38  qui ose [Taisaka] [1.82]

Anagrams  39  foy, ofy

Updated on 2023/06/08