Entry roa
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Isa manaraka ny iray: Tsara ny roa noho ny iray fa raha lavo misy mpanarina
Iray miampy iray: Omby roa. Fiteny matetika koa ny hoe anakiroa [1.1]
Explanations in English Two [1.7]
Explanations in French Deux [1.3, 1.8, 1.5]
International symbols  2
II [3.1]
Examples 
1Olona iray na roa no avela eo mba hiandry entana. [2.470]
2Nidina izahay roa lahy. [2.471]
3Efitra roa ny tranonay. [2.472]
Vocabulary 
Morphology 
Simple : roa, -droa
Derivatives 
 
Synonyms anankiroa
Compound words 
Phytonyms 
Titles Alika iray sy boky roa
Roa vady
Toponyms 
Tables and plates The Numbers
Addition
Multiplication
Proverbs 
Article 

Anagrams 

Updated on 2023/06/05