|
|
|
|

Entry1  faharoa
Root  2  roa
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mitana ny laharana manarakaraka ny voalohany: Ny février no volana faharoa amin' ny taona
Explanations in French  5  [1.3] deuxième, second, seconde
Examples  6  [2.4] Izay vao nanatona ilay faharoa.
7  [2.471] faharoa : misy sambo hitondranao azy ve?
8  [2.508] Nandefa tafika faharoa Andrianampoinimerina.
9  [2.314] Toa mizara roa mitapaka tsara ny andininy faharoa;
Compound words 
Titles  19  Fahatsiarovana ny fahazato taonan' ny namonoana an-dRafaralahy Andriamazoto : Martiora malagasy faharoa 1838-1938 (Rabary Jean-Joseph)
20  Fasana faharoa (Rabearivelo Jean-Joseph)
21  Fasana iray faharoa (Andriamalala Emilson Daniel)

Anagrams  22  afaharo, ahafaro, faharoa, foahara

Updated on 2025/01/21