Entry | 1 roroa |
Root | 2 roa |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Roa, ka entina milaza indrindra vehivavy roa na lehilahy sy vehivavy mivady na mahazo mivady: Lasa any an-tanàna izy roroa [1.1] |
Explanations in French |
5 couple, se dit des époux [1.3, 1.5] 6 se dit d'un homme et d'une femme qui peuvent s'épouser légitimement [1.3] 7 se dit de deux personnes pouvant se marier [1.5] |
Examples |
8 Andeha isika roroa mba hiray! [2.131] 9 Dia aseho mivelatra ny tanandroa, dia tehafina haneno izy roroa [2.48] |
Derivatives |
|
Other spellings | 12 roaroa |
Proverbs | 13 Proverbs containing the word roroa |
Anagrams | 14 rorao, roroa |
Updated on 2023/01/20 |