Entry | 1 teboka roa |
Elementary words | 2 teboka, roa |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 mari-pijanonan-tsoratra fampiasa: 5 -a) eo alohan' ny fitanisan-javatra: Misy efatra ny zoron-trano: ny zoro firarazana, ny zoron' akoho, ny zorom-baravarambe, ny zorom-baravarankely 6 -b) alohan' ny fehezanteny manazava na mamelabelatra hevitra na teny iray eo aloha: Ny nanaovako izany dia izao: tsy riako ho fantatry ny olona aho 7 -d) raha mamerina teny nolazain' olona: Hoy Andrianampoinimerina hoe: "Ny ranomasina no valampariako" [1.1] |
Explanations in English |
8 colon [3.1] |
Explanations in French |
9 deux points [1.5, 1.13] |
Vocabulary |
10 Linguistics |
Tables and plates |
11 Punctuation marks |
Updated on 2023/01/01 |