Entry | sara-droa (saraka, roa) | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Karazan-tao volom-behivavy tsotra indrindra manarakaraka ny bango tokana: bangoina ny volo amin' ny andaniny roa avy amin' ny soritra afovoan' ny loha, dia avala samy hidina, voarandrana [1.1] | |
Vocabulary | Hairstyles | |
Updated on 2020/07/31 |