|
|
|
|

Entry1  roaroa
Root  2  roa
Part of speech  3  adjective
Examples  4  fa natao ny ntaolo fanambadiana izany, ary sitraka ny fo ny izy roaroa ampivadina, na lasam-bodiondry na tsy lasana; [2.48]
5  Izy no hanao ny tempolin'ny Tompo, hotafiana fiandrianana, hipetraka ho mpanjaka eo amin'ny seza fiandrianany, ho mpisorona eo amin'ny seza fiandrianany, ary hisy fisainam-pihavanana eo amin'izy roaroa. [2.996]
Derivatives 
6  Active verbs :
Other spellings  7  roroa

Anagrams  8  raorao, roaroa

Updated on 2023/01/20