|
|
|
|

Entry (1/2)1  tsara fanahy
Elementary words  2  tsara, fanahy
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  enti-milaza toetra mendrika, malemy fanahy ary manana fandavan-tena hanasoa ny hafa; tsara fo; mahay mitondra tena; salama tsara [1.1]
Explanations in English  5  Of good disposition; one free from disease [1.2]
6  good, pleasant [1.7]
Explanations in French  7  bon, vertueux [1.8]
Examples  8  Ny toetrany ity andriambavy ity : Vehivavy tsarafanahy; [2.59#]

Entry (2/2)9  tsarafanahy
Elementary words  10  tsara, fanahy
Part of speech  11  noun
Explanations in French  12  (sens général : vertueux, qui se conduit bien ; c'est probablement une antithèse car ceux qui boivent la boisson fermentée préparée avec les fruits se conduisent fort mal en général). Ehretia suarenzensis Capuron Ined. (Boraginaceae). [Tankarana] [1.196]
Vocabulary  13  Botany
Scientific name 

Anagrams  15  tsara fanahy, tsarafanahy, tsara fanahy, tsarafanahy

Updated on 2023/10/30