Entry | satry | |||||||||||||||
Part of speech | participle | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Tiana, sitraka: Satriko ny handeha, saingy mita hanavy aho. [1.1] | |||||||||||||||
Explanations in English | Intended; wished; to intend, to prefer [1.7] | |||||||||||||||
Explanations in French | Voulu, désiré, visé, choisi, préféré: Satriko ny mandeha, fa misy ranonorana (Je voudrais bien partir, mais il y a de la pluie) [1.3] | |||||||||||||||
Voulu, qu'on a l'intention de faire; préféré [1.8] | ||||||||||||||||
Examples | Moa va tsy fanala latsaka maraina iny hariva iny ka satry ihany hilatsaka am-patana rehefa vita ny lahasa an-tsaha.
[2.470] | |||||||||||||||
Morphology |
| |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
Compound words |
| |||||||||||||||
Anagrams | ratsy, satry |
Updated on 2023/08/11 |