Entry | 1 adim-panahy |
Elementary words | 2 ady, fanahy |
Part of speech | 3 noun |
Examples |
4 [2.470] I Katy mitombina tsara, somary miankin-drindrina, toa voan' ny adim-panahy tsy maintsy hatrehany. 5 [2.4] Izaho no salama vatana, mazava saina, tsy manana adim-panahy na olana aman-takaitra tahaka ny rehetra. 6 [1.38] Ny fandresena azony tamin'ny adim-panahy tao Getsemane dia nanome hery Azy hiaritra tamin' ny fanginana ny zava-mangidy tao anatin' ny fìtsarana Azy. |
Morphology |
|
Anagrams | 8 adim-panahy, adimpanahy, hampiadian, hampiadina, mpianadahy |
Updated on 2025/02/08 |
![]() |