Entry (1/2) | 1 ahy |
Part of speech | 2 pronoun |
Explanations in Malagasy |
3 Mpisolo anarana misolo olona enti-milaza: ny olona miteny raha atao teny fameno: Raha vao nahita ahy izy dia nandositra. 4 Raha milaza tompon-javatra: Ahy itỳ boky itỳ. [1.1] |
Explanations in English |
5 Me, my, mine; objective case of aho. Occasionally this word is found with the suffixe pronouns, as ahiko, mine. [1.2] 6 Me (as object); mine [1.7] |
Explanations in French |
7 à moi, moi, me. Ahy (ou quelquefois ahiko) irery izany: c'est à moi seul, c'est ma part. Mamono ahy izy: il me frappe. [1.3] 8 A moi, me [1.5] 9 Moi (objet), mien [1.8] 10 à moi, moi, me [ahy est peu employé: cf plutôt anahy]. [Tanala] [1.6] |
Explanations in Italian |
11 me, a me [1.18] |
Examples |
12 Aiza no misy ahy? [2.5] 13 Natoky ahy i Feno. [2.472] 14 Iza no mba tia ahy? [2.471] 15 Mivavaha ho ahy koa. [2.499] 16 Asa izay fiheverany ahy. [2.4] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Tables and plates |
20 All the pronouns 21 All the pronouns |
Entry (2/2) | 22 ahy |
Part of speech | 23 noun |
Explanations in Malagasy |
24 tahotra [1.1] 25 fahatsapana sy fahatsiarovana ny fisian'ny tena sy ny manodidina ny tena; fahatsiarovan-tena eo amin'ny adidy, eo amin'ny fitiondran-tena; eritreritra [1.13] |
Explanations in English |
26 solicitude, inquietude, anxiety, care, attention. [1.2] |
Explanations in French |
27 soin, sollicitude, soupçon [1.3, 1.5] 28 inquiétude, souci [1.3] 29 conscience [1.13] |
Examples |
30 Aiza no misy ahy? [2.5] 31 Natoky ahy i Feno. [2.472] 32 Iza no mba tia ahy? [2.471] 33 Mivavaha ho ahy koa. [2.499] 34 Ny ahy toaka mahery! [2.583] 35 Mba kivazivazy ny ahy. [2.895] 36 Asa izay fiheverany ahy. [2.4] |
Vocabulary |
37 Philosophy 38 Emotions |
Derivatives |
|
Anagrams | 44 ahy, hay |
Updated on 2023/08/11 |