|
|
|
|

Entry1  olona
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Teny ilazana ny toetra amam-pomban' ny olombelona (jer. io teny io): Ny fanahy no olona 4  Teny ilazana ny olombelona tsy voafetra mazava na ny toetrany na ny isany: Misy olona mitady anao ao an-tokotany 5  Vahoaka: Olona re izay tao an-tsena tao izay 6  Amin' ny fitenin' ny ankizy, teny entiny milaza ny tenany: Manko ny olona vonoin' i Koto ô! [1.1]
Explanations in English  7  a person, somebody, a human being. Olo is used in the provinces. [mal. And other dialects orang, amboyna malona and malono.] [1.2]8  a human being, man; someone [1.7]
Explanations in French  9  homme, personne; quelqu'un [1.8]
Examples  10  Ireto olona tokony ho mpifandrafy. [2.499]
11  Vazimba no maromaro teto, olom-pohy [2.48]
12  Nanomboka ny fisamborana ny olon' antoko. [2.472]
13  ka ny olon-drehetra dia samy mody amy ny havany avokoa. [2.48]
Morphology 
14  Simple :
Derivatives 
15  Passive verbs :
16  Names :
Analogs  17  olom-banona, fototr' olona, olom-boantsongo, tsongoin' olom-bolo, manam-panahy, voahangy tsy arahin-katina, heni-kaja, tsy voavidim-bola18  androvo, faikan' olona, lamokan' olona, tsaikan' olona, fatritran' olona, farafaikan' olona, karin' olona, abilin' olona, kitoatoan' olona, alikan' olona, olona tsy vanona, amboan' olona, fakon' olona, kolokolon' olona, bandro, amboafitritra, fotsy fanahy, olona lany hasina, olona lany henatra, olona tsy manjary, olona tsy vaky atatra, olona tsy vaky afero, tsy valahara, afa-baraka, afa-boroka, tsy manan-kenatra, olona mamoa fady, mavoin-tena, tsy misangy hajan-tena, mialabara-tena, maniva tena, manary ilo mby an-doha
Compound words 
Phytonyms 
Proverbs  92  Proverbs containing the word olona
Article  93  Randzavola: olona ao amin' ny Baiboly

Updated on 2023/05/15