|
|
|
|

Entry1  olo-manga
Elementary words  2  olona, manga
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] olona mendrika amin' ny hatsaran-toetra sy fahaizana ireharehan' ny firenena; olona mendrika manan-tombo amin' ny fahaizana, hatsaran-toetra, fikarohana ny hahasoa ny vahoaka
Explanations in English  5  [1.7] a famous or notable person
Explanations in French  6  [1.3] un chéri, un favori
réfractaire à la vérole, à la vaccine, qui n'est pas malade quand tout le monde l'est
7  [1.8] personnage marquant, renommé
Examples  8  [2.528#] Na dia efa notsofin' Ikaky rano aza ny hivadiantsika, tsy lany olomanga tsy akory i Menabe!
9  [2.356#] Fotoana fohy taorian' ny nandraisany ny asa dia lasa tale jeneralin' ny Minisitry ny Vola Paul Longuet Rajaobelina Prosper fa nilana olomanga ny firenena.
Proverbs  10  Proverbs containing the word olo-manga

Updated on 2024/12/07