Entry | 1 olom-banona |
Elementary words | 2 olona, vanona |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 olona tsara fototra, ambony toetra [1.1] |
Explanations in English |
5 a familiar friend, and open-ended person; a liberal master [1.2] 6 good and successful people; establishment types [1.7] |
Explanations in French |
7 sur qui on peut compter; honnête, franc, loyal [1.3] 8 gens honnêtes, corrects [1.8] |
Examples |
9 ary ny fahazoana ny fitondrantena tsara ao amin' ny Sekoly no haha-olombanona anareo. [2.649#] |
Anagrams | 10 amboñolona, olom-banona |
Updated on 2023/05/15 |