|
|
|
|

Entry1  olom-banona
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  olona tsara fototra, ambony toetra [1.1]
Explanations in English  4  a familiar friend, and open-ended person; a liberal master [1.2]5  good and successful people; establishment types [1.7]
Explanations in French  6  sur qui on peut compter; honnête, franc, loyal [1.3]7  gens honnêtes, corrects [1.8]
Examples  8  ary ny fahazoana ny fitondrantena tsara ao amin' ny Sekoly no haha-olombanona anareo. [2.649#]
Elementary words  9  olona, vanona

Anagrams  10  amboñolona, olom-banona

Updated on 2023/05/15