|
|
|
|

Entry1  mitsangam-pe olona
Elementary words  2  mitsangana, fe, olona
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  ilazana ny olona afa-baraka sy tsinontsinona, tsy misy hajany kely akory fa "mitsangana fa hoe olona" fotsiny [1.1]

Updated on 2023/07/13