Entry | 1 sambobelona |
Elementary words | 2 sambotra, olona |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 ilazana ireo olona voababo an' ady, olona azo babo tany an' ady [1.1] |
Explanations in French |
5 prisonnier de guerre [1.3] |
Examples |
6 Teo no rava ny tafiky Ramanantsoa, teo izy tenany no azo sambo-belona [2.472] |
Anagrams | 7 sambobelona, solom-babena |
Updated on 2023/10/08 |