Entry | tafio-drivotra | ||||
Elementary words | tafioka ; rivotra | ||||
Part of speech | locution | ||||
Explanations in Malagasy | Karazan-drivodoza [1.1] | ||||
Explanations in English | A high wind, a hurricane [1.7] | ||||
Explanations in French | Grand vent, cyclone [1.8] | ||||
Examples | Maizina dia maizina ny alina tamin'izay, fa nifofofofo ny tafiodrivotra
[2.324] | ||||
Vocabulary | Meteorology | ||||
hyperonym |
| ||||
Co-hyponyms |
| ||||
Article | Randzavola: tafio-drivotra ao amin' ny Baiboly | ||||
Updated on 2023/04/16 |