Entry añintafara
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Rivotra mitsoka any amoron-tsiraka amin' ny ririnina, avy atsimo mianavaratra na avy atsimo andrefana mianavaratra atsinanana ka mitondra orana; maharitra eo amin' ny hateloana eo ny orana, fa nt' andro ratsy mitohy herinandro; ny anintafara dia amantaran' ny mpanjono ny fiavian' ny zompona [1.1]
  [Tambahoaka] Rivotra mahery [1.78]
Vocabulary 
hyperonym 
Co-hyponyms 

Anagrams 

Updated on 2023/03/19