Entry ambarao
Part of speech imperative of passive verb ambara [full list]
Explanations in French Qu'on révèle, manifeste, dit, signifie: Nambarany ny anaran’ ilay nangalatra (Il a révélé le nom de celui qui a volé) ~ Izao no ambarako aminao (Voici ce que j'ai à vous dire) [1.3]
Examples 
1Ambarao ny sitrakao, ka ny kanto mba idiro. [2.1022]
2Koa raha mba misy fantatrareo, ambarao aminay. [2.324]

Entry ambarao
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Sakalava] Andian-drahona fotsy mitsangana erỳ avaratra andrefana mitondra rivotra [1.1]
Vocabulary 
hyperonym 
Co-hyponyms 

Anagrams 

Updated on 2023/03/19