|
|
|
|

Entry1  tafiotra
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Meteorology
Explanations in Malagasy  4  Rivotra mahery [1.1]
Examples  5  tafiotra nateti-piavy no nampihofahofa ny ravin-kazo ary erika madinika no nifafy tsindraindray. [2.5#]
6  Raha sendra variana niandriaka iny izy ireo no injay nisy tafiotra mafy dia mafy namely azy ireo. [2.445#]
Hyperonym 

Anagrams  7  afotitra, fitataro, tafiotra

Updated on 2023/03/19