|
|
|
|

Entry (1/2)1  raorao (rao)
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Toetran' ny zavatra misy marokoroko ny ivohony, hasaosao, harokoroko 4  Adiady, fifandirana, tsy fifanarahana: Hialako io raharaha io fa toa be raorao be ihany. [1.1]
Explanations in English  5  roughness [1.2, 1.7]
Explanations in French  6  rugosité [1.8]
Examples  7  Omenay malalaka, omenay madiodio, omenay mangarangarana, tsy: misy raorao, tsy misy tohany, tsy misy tsikalany, tsy misy tongotra hitsipaka, tsy misy tanana handrangotra; [2.346]
8  Raha mba nahay nanombana ny tena vidin' i Masy marina aho, fa tsy nanakalo azy tamin' ny akanga tsara soratra, dia angamba ho nilamina tsy nisy raorao ny fiainako manontolo. [2.471#61]
Compound words 
Proverbs  10  Proverbs containing the word raorao

Entry (2/2)11  raorao
Part of speech  12  noun
Vocabulary  13  Meteorology
Explanations in Malagasy  14  Fofon-drivotra mangatsiaka alohan' ny orana [Sakalava] [1.1]
Hyperonym 

Anagrams  15  raorao, roaroa

Updated on 2023/03/19