|
|
|
|

Entry (1/2)1  saina
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Philosophy
Explanations in Malagasy  4  Fitaovan' ny fanahy ahafahany mahazo, mahalala: Tsy manan-tsaina ny biby ka tsy mahazo izay lazaina aminy ~ Marani-tsaina ity zaza ity [1.1]
5  Eritreritra: Tsy tonga tao an-tsaiko izany [1.1]
6  Fitsarana zavatra: Tery saina ianao izany [1.1]
Explanations in English  7  The mind, the intellect [1.7]
Explanations in French  8  L'esprit, l'intelligence [1.8]
Examples  9  Dia nivady nifanara-draharaha tsara Andrianarisaina sy Rafotsiarifanahy, fa nitovy saina. [2.293]
10  Mahazo vahana ihany koa na hafetsifetsenna isan-karazany ampiasainy saina sy hevitra matsilo. [2.470]
11  Nisy zavatra nisakana ny sainy tsy hanoratra; [2.324]
12  Ny hafaliam-po anaty ihany no mameno ny sainy [2.470]
Morphology 
13  Simple :
14  Prefixed :
Derivatives 
15  Active verbs :
16  Passive verbs :
17  Relative verbs :
18  Nouns :
19  Adjectives :
Compound words 
Titles 
Proverbs  45  Proverbs containing the word saina

Entry (2/2)46  saina
Part of speech  47  noun
Explanations in Malagasy  48  Tapadamba misy tahony na hazony, izay natao fanevan' ny tafika tany am-boalohany, ary tonga famantarana ny firenena tatý aoriana amin' ny lokony samy manana ny azy: Ny saina malagasy dia fotsy, mena, maitso. [1.1]
Explanations in English  49  An ensign, a flag, a banner [1.7]
Explanations in French  50  Drapeau, bannière [1.8]
Morphology 
51  Simple :
52  Prefixed :
Synonyms  53  fanevam-pirenena
Compound words 
Article  56  Randzavola: saina ao amin' ny Baiboly (=> faneva)

Anagrams  57  asina, isana, saina

Updated on 2023/08/11