Entry | 1 fanjanahan-tsaina |
Elementary words | 2 fanjanahana, saina |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 fanandevozana ny saina izay tsy avala hanana ny fahaleovan-tenany fa entina amin' izay itiavana azy ary ampidirana izay tiana hampidirina ao aminy [1.1] |
Explanations in French |
5 impérialisme culturel [1.13] |
Examples |
6 Ka ny zana-tohatra voalohany hotratrarina dia ny fanifakifahana ny tarazo ratsy rehetra napetraky ny fanjanahantany sy ny fanjanahantsaina. [2.503#] |
Vocabulary |
7 Politique |
Updated on 2023/10/12 |