|
|
|
|

Entry1  manan-tsaina
Elementary words  2  manana, saina
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] afaka hahatakatra hevitra mora foana; na mora mahay zavatra ianarana
Examples  5  [1.38] Olona manantsaina sy fahazotoana no tadiavina ho amin' izany raharaha izany.
6  [2.996] Aoka hihaino ny hendry, dia hitombo fahalalana izy; ary ny manantsaina, hahalala torohevitra feno fahamalinana,
Analogs  7  malady saina, kinga saina, haingan-tsaina, matsilo saina, mahira-tsaina, malala-tsaina, lava oroanana, marani-tsaina, mato-tsaina, manam-panahy, tangolo-tsopaka, lalin-tsaina
Proverbs  8  Proverbs containing the word manan-tsaina

Anagrams  9  amintsanana, anamantsina, manan-tsaina, masin-tanana

Updated on 2025/01/21