|
|
|
|

Entry1  fisainana (saina)
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Philosophy
Explanations in Malagasy  4  Fieritreretana: Trano fisainana [1.1]
5  Fiheverana: Araka ny fisainan' ny maro, ny asa tanana dia ambany noho ny asa saina [1.1]
Explanations in English  6  Thinking, reflection [1.7]
Explanations in French  7  La pensée, réflexion [1.8]
Examples  8  Ny alina, hono, mitondra fisainana, hoy i M. [2.528#68]
9  Izao sahady dia ioriako ny fisainana azy ho tola! [2.928#]
10  I Katy toa lasa fisainana lalina ka nampanahy azy. [2.470#140]
Compound words 
Titles 
Proverbs  14  Proverbs containing the word fisainana

Anagrams  15  anifisana, fanisiana, fisainana, fisia-nana

Updated on 2023/09/10