Entry | 1 misara-tsaina |
Elementary words | 2 misaraka, saina |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] enti-milaza olona maro tsy miray hevitra fa misy fisarahana sy elanelana ara-piheverana |
Explanations in English |
5 [1.7] to be of different opinions |
Explanations in French |
6 [1.8] être d'avis différents |
Synonyms | 7 misara-kevitra |
Anagrams | 8 asaramañitsy, misara-tsaina |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |