|
|
|
|

Entry (1/4)1  hitsy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Toetran' ny zavatra mijoro tsara, tsy bilabila: Mahafinaritra ny mifery ny hitsin' itỳ hazo itỳ [1.1]
4  Hamarinana, tsy fisian-diso: Mahagaga ny hitsin' ny fitenin' itỳ zaza itỳ [1.1]
5  Fahamarinana, tsy fiolakolahana; ny marina, ny rariny: Tokony hitsara mandrakariva araka ny hitsiny ny mpitsara [1.1]
6  Tandrify: Mipetraka eo amin' ny hitsin' ny tsena indrindra izahay. [1.1]
Derivatives 
7  Active verbs :
8  Passive verbs :
9  Relative verbs :
10  Nouns :
11  Adjectives :
Compound words 
Toponyms 
Titles 

Entry (2/4)16  hitsy
Part of speech  17  noun
Explanations in Malagasy  18  Fijoroana mahitsy [1.78]

Entry (3/4)19  hitsy
Part of speech  20  noun
Vocabulary  21  Mathematics: geometry
Explanations in French  22  Droite [1.13]
Compound words 

Entry (4/4)27  hitsy
Part of speech  28  noun
Vocabulary  29  Botany
Explanations in Malagasy  30  Karazan-kazo fanaovan-trano [1.78]
Explanations in French  31  Rhodocolea telfairiae (Bojer ex Hook.) H.Perrier (Bignoniaceae). Voir aussi hitsika et hitsikitsika . [1.196]
Derivatives 
32  Active verbs :
33  Nouns :
34  Adverbs :
Compound words 
Scientific name 

Anagrams  37  hitsy, tsihy

Updated on 2023/05/22