Entry (1/2) | 1 ahitsy |
Root | 2 hitsy |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Amboarina tsy hibilabilaka, tsy ho meloka: Ahitsio itỳ lalana itỳ 5 Atao milahatra tsy mibilabila: Ahitsio tsara ireto seza ireto [1.1] |
Explanations in French |
6 qu’on redresse, qu’on aligne, qu’on corrige [1.3#253] |
Examples |
7 Ataovy ny tiana tafiditra an-tranon-tena io any aminareo any: anarina raha manivaka, ahitsy mba ho mendrika antsika mianakavy ihany. [2.245#71] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 12 ahitsy |
Part of speech | 13 noun |
Explanations in Malagasy |
14 ahitra [Tanosy]
[1.10#A.95] |
Explanations in French |
15 Équivalent de ahitra [Tanosy]
[1.196] |
Vocabulary |
16 Botany |
Anagrams | 17 ahitsy, sitahy, tsiahy |
Updated on 2021/04/08 |