|
|
|
|

Entry (1/2)1  hitsina
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] hintsina

Entry (2/2)4  hitsina
Part of speech  5  passive verb
Explanations in Malagasy  6  [1.1] Arahina tsy mivilivily: Hitsio ity lalana itỳ dia tonga any an-tsena ise
Aleha mivantana: Aza mivilivily ianao fa hitsio irỳ trano an-tamponkavoana
Kendrena, asiana mivantana: Nohitsin' ny mpitsara ny ratsy nataony ka tsy nahitan-teny izy
Explanations in French  7  [1.3#253] que l'on suit tout droit, où l’on va tout droit, à qui l’on applique des paroles: Nohitsin’ ny mpitory teny ny nataoko (Le prédicateur a visé ma conduite)
Examples  8  [2.332#40] Raha miala eto amin' ity Nosintsika ity isika arakaraka izay ho hitsina, dia ireto avy no tany ho hita : Afrika, Komora, Inde, Ceylan, Australie.
9  [2.59#134] azy izany làlana izany dia kizo tokana, fa harana no ao an-daniny roa, ka ao am-povoan'izany harana izany, no hitsina halehan'ny sambo, fa raha sendra mihodivitra kely, dia fefika ny sambo, ka maha faty.
Root  10  hitsy
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :

Anagrams  15  ahitsin, hanitsy, hatsiny, hitsina, itsihan, nahitsy, natsihi, nitsiha, sitahin, tsiahin, tsihina, tsy nahy

Updated on 2025/01/21