|
|
|
|

Entry (1/2)1  hitsikitsika
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Zoology: birds
Explanations in Malagasy  4  Karazam-borona salasalany, mivolon-takatra sady mainty ny volony, 30 sm ny halavany ary mivelona amin' ny nofom-biby madinika sy ny bibikely (Tinnunculus) -- Mahafinaritra jerena ny fanidin' ny hitsikitsika rehefa misonenika izay izy, ka nahatonga ny hiran' ny ankizy hoe: Mandihiza, Rahitsikitsika, hianaranay raha fararano [1.1]
Explanations in French  5  Crécerelle [1.54]
6  Crécelle malgache, oiseau de bon augure, qui porte bonheur [1.196]
Examples  7  Dia nisy hitsikitsika nisakana azy. [2.69#]
Synonyms  8  ihitsikitsika, ikitiky, kitsikitsika
Proverbs  9  Proverbs containing the word hitsikitsika
Article  10  Randzavola: hitsikitsika ao amin' ny Baiboly

Entry (2/2)11  hitsikitsika
Part of speech  12  noun
Vocabulary  13  Botany
Explanations in Malagasy  14  Karazan-kazo lehibe mafy [1.1]
Explanations in French  15  (Nom général de rhodocolea : Rhodocolea racemosa (Lam.) H.Perrier et Rhodocolea telfairiae (Bojer ex Hook.) H.Perrier (Bignoniaceae). Fruits comestibles, acidulés. [1.196]
Scientific name 

Updated on 2022/07/30