|
|
|
|

Entry (1/2)1  mihitsy
Root  2  hitsy
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Tonga mahitsy, tsy bilabila: Tohano mba hihitsy ireto zanakazo ireto
5  Mandeha mivantana tsy mivilivily: Saika very aho raha tsy nihitsy tamin' ilay tranon-jiro natoronao
6  Milahatra: Mihitsia tsara fa handalo ny manam-pahefana. [1.1]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Compound words 

Entry (2/2)12  mihitsy
Root  13  hitsy
Part of speech  14  adverb
Explanations in Malagasy  15  Teny enti-manamafy fa marina; tena, tokoa: Marina mihitsy ny voalazanao [1.1]
Explanations in English  16  indeed, absolutely [1.7]
Explanations in French  17  en vérité, assurément [1.3, 1.8]
18  directement [1.3]
Examples  19  Taitra mafy mihitsy aho. [2.4]
Derivatives 
20  Adverbs :
Compound words 
Tables and plates  22  All the adverbs

Updated on 2023/10/18