|
|
|
|

Entry (1/3)1  aina
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Ny mahatonga ny zavatra ho velona: Ny aina tsy afaky ny tompony [1.1]
4  Ny rivotra fohina sy avoaka mariky ny fahavelomana: Mideza loatra ilay fiakarana ka njanona kely naka aina aho fa sempotra [1.1]
5  Hery sy fahatanjahana: Be aina. ~ Tsy mahazaka an' io entana io Ikoto fa kely aina. ~ Manana aina izany raha olona [1.1]
Explanations in English  6  Life [1.2, 1.7]
7  Animal life, strength. [1.2]
8  Breath [1.7]
Explanations in French  9  Vie: Manao ny ainy tsy ho zavatra izy (Il ne tient pas compte de sa vie) ~ Ny zava-manana aina rehetra (Tous les êtres vivants) [1.3]
10  Le souffe animal: Makà aina kely hianao fa sempotra (Respirez un peu parce que vous êtes essoufflé) [1.3]
11  Vigueur, force, effort: Be aina izy (Il est vigoureux) ~ Kely aina izy (Il a peu de forces) ~ Nataoko izay tratry ny aiko (J'ai fait mon possible) [1.3]
12  Retrait ou dilatation des corps, comme d'une balle en caoutchouc, d'un ressort [1.3]
13  Vie; souffle [1.8]
Examples  14  Tsy izany anefa no voatiry rafi-kazo, na ny soavaly tsy hary mitovy aina. [2.470]
Morphology 
15  Simple :
Derivatives 
16  Active verbs :
17  Passive verbs :
18  Relative verbs :
19  Nouns :
Compound words 
Proverbs  49  Proverbs containing the word aina

Entry (2/3)50  a~ina
Part of speech  51  circumfix

Entry (3/3)52  AINA
Part of speech  53  noun (acronym)
Vocabulary  54  Organizations
Explanations in French  55  Association Amicale des Intellectuels Natifs d' Ambohimahasoa [4.43.fr.2017.06.24]
Tables and plates  56  Acronyms
57  Acronyms

Anagrams  58  aina, iana

Updated on 2023/05/19