Entry | 1 otrikaina |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Economy: food |
Explanations in Malagasy | 4 Ireo karazan-javatra hita ao anatin' ny zavamaniry na zavatra hafa ka misy ireo fototra mahavelona; ny tsy fahampiana na tsy fisian' ny otrikaina dia miteraka aretina toy ny solohitra, ny manirano, ny bibaka an-tenda...; nomena anarana araka ny abidy ny otrikaina, ka misy otrikaina A, B, D, B1, B2, PP.; vitamina [1.1]5 singa mahavelona amin'ny sakafo [1.13] |
Explanations in French | 6 éléments constitutifs d'un aliment [1.13] |
Elementary words | 7 otrika, aina |
Anagrams | 8 ikitroana, itakarino, otrikaina |
Updated on 2023/12/03 |