Entry | 1 fofon' aina |
Elementary words | 2 fofona, aina |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 rivotra mivoaka amin' ny oron' ny olona na biby, avy manadio ny ra ao amin' ny havokavony ka matetika fanamarinana fa mbola velona misy aina ilay izy [1.1] |
Explanations in English |
5 The breath; lit. the breath of life. [1.2] |
Examples |
6 ka raha sofiny hianao mba tandrony aho raha mikopaka hianao mba mihodina aho raha manao fofonaina mifanerana hianao [2.131] |
Vocabulary |
7 Biology |
Anagrams | 8 fofoanina, fofon' aina |
Updated on 2023/05/19 |