|
|
|
|

Entry (1/2)1  miaina
Root  2  aina
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Maneho ny fahavelomana amin' ny fitepon' ny fo: Mbola miaina izy fa vonjeo haingana
5  Mifoka sy mamoaka rivotra avy any amin' ny havokavoka: Miainà mafy, hoy ny dokotera, tamin' i Solo kely [1.1]
Explanations in English  6  to live, to have life; to respire, to breathe; to be happy, prosperous, revived. [1.2]
7  to breathe; to live [1.7]
Explanations in French  8  Etre en vie, vivre: Miaim-poana izy (Il mène une vie inutile)
9  Respirer: Mbola miaina izy (Il respire encore)
10  Se retirer, se dilater
11  fig. Se conduire: Tsy mahay miaina izy (Il ne sait pas se conduire, il n'a pas de savoir-vivre) [1.3]
12  respirer; vivre [1.8]
Examples  13  tsy maintsy miasa mafy hitoetra ho tantsaha miaina amin' ny fiainana iray zara fa velona. [2.470]
14  Leon' ny miara-miaina amin' ny Frantsay izy. [2.471]
Morphology 
15  Present :
16  Past :
17  Future :
18  Imperative :
Compound words 
Proverbs  22  Proverbs containing the word miaina

Entry (2/2)23  miainà
Root  24  aina
Part of speech  25  imperative of active verb miaina
Explanations in Malagasy  26  [1.1]
Explanations in French  27  [1.3]
Examples  28  Miainà mafy, hoy ny dokotera, tamin' i Solo kely [1.1]
Tables and plates  29  All the active imperatives

Anagrams  30  miaina, miainà, miaina, miainà

Updated on 2023/06/20