Entry (1/2) | 1 volovolo |
Root | 2 volo |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Havana akaiky (io teny io dia ampiasaina miaraka amin' ny "Tsy"): Tsy taovana tsy volovolo: Tsy havana tsy inon-tsy inona [1.1] |
Vocabulary |
5 Relationships: family |
Derivatives |
|
Entry (2/2) | 7 volovolo |
Part of speech | 8 noun |
Explanations in Malagasy |
9 volo malemy na mandady [Tambahoaka]
[1.78] 10 volomandady [Taisaka] [1.78] 11 volomalemy [Bezanozano] [1.78] |
Updated on 2023/01/20 |