Entry (1/4) | 1 tevika |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Aretina avy amin' ny mikraoby manokana mpamely ny havokavoka: tampoka ny fiaviany, mangatsiaka mafy ny tena ary tsaroana misy maharary mafy ao amin' ny tratra toy ny misy manevitevika; sarotra ny fiainana; misy kohaka fohy ary ny rehoka mivolona harafesina [1.1] 4 amonia [2.472] |
Explanations in French |
5 pneumonie [1.54] |
Examples |
6 Nisy voan' ny tevika ny mpiray toby tamin-dry Feno indray andro; [2.472] |
Vocabulary |
7 Health |
Synonyms | 8 amonia, pnemonia |
Entry (2/4) | 9 tevika |
Part of speech | 10 noun |
Explanations in Malagasy |
11 Fanaintainana ohatra ny misy manindrona 12 Aretina avy amin' ny bibikelinaretina izay andrenesana fanindrontsindronana ao anaty tratra [1.1] |
Explanations in English |
13 a spasm [1.2] |
Explanations in French |
14 douleur poignante, comme celle d'un point de côté [1.3] 15 point de côté [1.54] |
Vocabulary |
16 Health |
Compound words |
|
Entry (3/4) | 18 tevika |
Part of speech | 19 noun |
Explanations in Malagasy |
20 Loaka amin' ny ravin-tsofina asiana kavina [1.1] |
Explanations in English |
21 a bore in the lobe of the ear [1.2] |
Explanations in French |
22 trou pratiqué à l'oreille pour y suspendre les pendants d'oreille [1.3] |
Compound words |
|
Toponyms |
|
Entry (4/4) | 26 tevika |
Part of speech | 27 noun |
Explanations in Malagasy |
28 Ny loadoaka amin' ny zaitra, na ny fanjaitra [1.1] |
Explanations in French |
29 point de couture [1.3] |
Vocabulary |
30 Economy: clothing |
Compound words |
|
Updated on 2023/09/14 |